Indro, avy ny andro, hoy Jehovah, Izay hanatanterahako ny teny soa, izay nolazaiko ny amin'ny taranak'Israely sy ny taranak'i Joda
Jeremia 33 : 14
Ato no ahitana ireo rakitsary mihetsika rehetra lasa arsivan'i Betela Fahamarinana Paris
Mpitandrina Selasoa RANDRIAMAHAZAKA
FJKM Gand Suisse
Fanokanana Diakona
Pasteur IRAKO ANDRIAMAHAZOSOA Ammi
Tamin'ny fanokanana ho mpitandrina an' i pasteur ANDRIAMIALY Christian Andry, tao amin'ny FJKM Betela Fahamarinana Paris, tamin'ny Asabotsy 25 Mey 2019