Aza mahafoy ny fiarahantsika miangona, tahaka ny fanaon'ny sasany, fa mifananara kosa, mainka satria hitanareo fa mihantomotra ny andro
Hebreo 10:25
Pain quotidien - Jea 2 : 1 - 12
Hebreo 10:25
Les Branches de l'Eglise
Ireo Sampana Velona Dimy ato amin'ny FJKM Betela Fahamarinana Paris
Sampana Sekoly Alahady
Sampana Tanora Kristiana
Sampana Dorkasy
Sampana Lehilahy Kristiana
Sampana Vokovokomanga
Miampy ny zanaky ny Fifohazana
Evangélisation externe
Ny FJKM Betela Fahamarinana sy i Pastera Selasoa RANDRIAMAHAZAKA no miandraikitra ny VOMM Chartres ankehitriny. Misy ny fotoam-pivavahana isaky ny alahady faharoa any an-toerana arahana Fandraisana ny fanasan'ny Tompo.
Misy ihany koa ny Tafika Masina atao any Chartres araka ny tetiandro efa voafaritra
Mission d'évangélisation R8
Hanatanteraka ny asa fitoriana any Tour ny FJKM Betela Faharinana amin'ty taona 2025 ity.
Mission d'évangélisation Autriche
Hitsidika ireo Malagasy any Autriche ny Pastera Selasoa RANDRIAMAHAZAKA sy ny diakona ato amin'ny FJKM Betela Fahamarinana Paris ny alahady 23 Febroary