Ary hoy Izy taminy: Mandehana any amin'izao tontolo izao hianareo; ka mitoria ny filazantsara amin'ny olona rehetra
Marka 16 : 15 - 16
Ato no ahitana ny fianam-panahin'ireo mpiangona ao Betela Fahamarinana Paris, ireo vavaka iombonana sy ireo fampianarana fohy zarain'i Pastera Selasoa RANDRIAMAHAZAKA hoantsika isam-bolana