Pain quotidien - Jea 2 : 1 - 12
Sampana Lehilahy Kristiana: Fitsipika Fototra, And.5:
“HITORY NY FILAZANTSARA amin’ny lehilahy rehetra mba hahatonga azy ho LEHILAHY KRISTIANA mpitarika mahomby, handray andraikitra eo amin’ny fampandrosoana ny olona rehetra sy ny olona manontolo, ka mba ho « LEHILAHY LEHIBE MAHATRATRA NY OHATRY NY HALEHIBEN’NY FAHAFENOAN’I KRISTY » (Sal. 22 : 22 ; Efes. 13:4).”