Pain quotidien - Jea 2 : 1 - 12
Sampana Dorkasy: Fitsipika Fototra, And. 5:
“Ny zava-kendren’ny Sampana Dorkasy FJKM dia ny: Mitory sy manambara ny Filazantsaran’i Jesoa Kristy. Manolokolo sy mitaiza ny tanora sy ny ankizy ary ny olon-dehibe amin’ny alalan’ny fampivoarana ny vehivavy amin’ny lafiny rehetra, saina, vatana, fanahy.”